Nos playlist
Inspirations Divines : Sermons et Témoignages pour
Inspirations Divines : Sermons et Témoignages pour
Nourrir Ton Âme
Agnaty Foko
Joïca & Daniela
Velona ho Anao aho
Fiainako jiaby hatokako
Ho Anô
Tafidriky laligna Aminô
Androko jiaby hanompoako
Ho Anô
Tsy misy hahasaraka Aminô
Ny foko jiaby
Lasanao
Ato am-poko laligna ee
Ninao zah
Ninao zah
Ninao zah
Agnaty foko
Kolokoloiko
Anô Jesosy ee
Ankilanô zah tsy hiala
Agnaty foko
Antom-pisiako
Anô tiako ee
Ankilanô
Agnaty fô Anô ilaikô
Agnaty fô Anô ilaikô
Agnaty fôko
Koloiko
Aminô raiky
Agnaty fô mila Anô
Tsy hiala ankilanô
Agnaty fô mila Anô ee
Tsy hatakaoloko
Tegna ankafiziko
Fa magneva zah
Agnaty fôko
Mamiko
Hotompoeko
Jeso Anô raiky
Agnaty foko ô
Tiako loatra
Ankafiziko
Fa magneva zah
Agnaty fôko
TSARA LOATRA
Fenitra Dinah | Revival Messengers
Antsoiko hoe mahatoky
Noho ireo fampanantenana
Notanterahinao
Mankasitraka aho
Fa Niaraka amiko foana
Tsy mba hohadinoiko
Pré-refrain :
Rehefa misaina ny hatsaranao
Ny tananao tsy mba nandao ahy
Tsy nandao ahy
Refrain :
Tsara loatra amiko ianao
Tsy takatry ny saiko
Tianao loatra aho
Ilay teo foana
Couplet 2 :
Antsoiko hoe mpamonjy
Ny amin’ny ranao nanadio
Navelanao ireo heloko
Mendrika indrindra
Tsy mila ho hitako intsony
Antony hafa mba hinoako
Pré-refrain :
Rehefa misaina ny hatsaranao
Ny tananao tsy mba nandao ahy
Tsy nandao ahy
Refrain :
Tsara loatra amiko ianao
Tsy takatry ny saiko
Tianao loatra aho
Ilay teo foana
Bridge :
Ny amin’ny Isa maraina
Ny varavarana nisokatra
Antsoiko hoe mahatoky
Tompo te hisaotra Anao
Noho ireo fisedrana
Navoakanao ho mpandresy aho
Antsoiko hoe mahatoky
Tompo te hisaotra Anao
Ny famindramponao
Tsy mba nanary ahy mihitsy Ianao
Antsoiko hoe mahatoky
Tompo te hisaotra Anao
Ny famonjenao ahy
Nalohanao lafo indrindra
Antsoiko hoe mahatoky
Tompo te hisaotra Anao
AMINÔ RAIKY
Joïca & Ismael
OMEKO ANAO NY FOKO
Joïca | Revival Messengers
NAMAKO
Joïca Razakavonison | Revival Messengers
ETO IANAO
Jessica Razakavonison | Revival Messengers
Hisafidy aho
Joïca Razakavonison | Revival Messengers